Politique

Ambatolahy – Antanifotsy Tsy mahatanty resy ny HVM


  • Zoma 07 Aogositra 2015

Mitarika amin’ny isam-bato mazava 1078, amin’ireo birao fandatsaham-bato miisa 8 ny Tiako I Madagasikara ao amin’ny Kaominina Ambatolahy, miohatra amin’ny lisitra HVM, manana 976.

 

 Tsy mahatanty resy sy tsy mahazaka demokrasia anefa ny mpomba ny antokon’ny fitondrana, ary misy mitady hirika mihitsy hampitsimbadihana ny vokatra, amin’ny alalan’ny fanafoanana vokatra amina biraom-pifidianana tsongaina manokana. Voatonona amin’izany ny ao Amboatavo, izay nahazoan’ny TIM vato 162 raha 50 ny an’ny HVM. Hentitra anefa ny mpikambana TIM sy ireo nifidy ity lisitra ity fa hiaro hatramin’ny farany ny safidy sy ny vatony.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT