• Sabotsy 29 Aogositra 2015
Politique.Miaramila sy zandary malagasy Tena alefan’ny fanjakana any amin’ny labatoara

« Efa nampitainay teto amin’ny Antenimieram-pirenena », hoy ny depiote Rakotomalala Lucien avy any Morombe, “fa tsy hijanona io resaka tsy fandriampahalemana any Atsimo io raha tsy hampiharin’ny fanjakana ny fananganana ny « Unité Spéciale Permanante Anti-dahalo » fa tsy io « Opération » io foana no atao any Atsimo any.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Politique.Tsy fandriampahalemana Ny Fanjakana no mitahiry jiolahy

Manezaka mafy amin’ny hetsika “Fahalemana” ny fitondrana HVM mba hamerenana amin’ny laoniny ny fandriampahalemana amin’ny faritra maro manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Politique.Jean Ravelonarivo Lasany ny Radio Feon’ny Vahoaka, hanangana gazety koa

Miha mazava izao ny hirotsahan’ny jeneraly Jean Ravelonarivo amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 2018. Efa misy mivoy rahateo fa izy no kandidan’ny tanindrana amin’io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Politique.Marc Ravalomanana Miketrika ny fanokafana ny TIKO

Mbola manohy ny fitsidihana manokana ataony atsy amin’ny nosy La Réunion ankehitriny ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ireo mpanara-dia azy. Omaly zoma 28 aogositra dia nitsidika ny orinasa lehibe mpikirakira ny vokatra ronono ho lasa « Yaourt », « fromage » sy « glace » izy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Politique.Kaominina Antananarivo Hihazakazahana ny bizina rehetra

Iray volana tsy hahatongavan’i Neny Lalao Ravalomanana ao amin’ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo handraisany ofisialy ny toerana maha Ben’ny tanàna azy dia toa misy tranga mampiahiahy miseho eo anivon’ity tanàna ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Politique.Jeneraly Fidy « Tsy hisy fitoniana izany eto …»

Nivoaka tamin’ny fahanginany ary naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena, herintaona latsaka kely taorian’ny nahamaizan’ny tranony ny jeneraly Andrianafidisoa na ny jeneraly Fidy. Raha ny filazany tao amina onjampeo tsy miankina iray omaly antoandro dia mampiahiahy ny antony nahamay ny trano fonenany tetsy Antsakaviro.

Hamaky ny tohiny
FTT