- Alatsinainy 31 Aogositra 2015
Politique.Kiranomena - Fenoarivobe Nivadika indray ny tantara
Voalaza tany aloha fa nizotra nilamina tamin’ny an-tsakany sy an-davany ny fifidianana notontosaina tany Kiranomena Fenoarivobe ka nahatafavoaka ho mpandresy raha ny vokatra vonjimaika nivoaka ny kandidà TIM Randrianaivoarisoa Jaona Lydian.
Hamaky ny tohiny
