ォ Efa nampitainay teto amin地y Antenimieram-pirenena サ, hoy ny depiote Rakotomalala Lucien avy any Morombe, 吐a tsy hijanona io resaka tsy fandriampahalemana any Atsimo io raha tsy hampiharin地y fanjakana ny fananganana ny ォ Unit� Sp馗iale Permanante Anti-dahalo サ fa tsy io ォ Op駻ation サ io foana no atao any Atsimo any.
Hilaina koa ny fampitaovana an’io « Unité » io toy ny fanomezana Helikoptera, Gillet anti-balles, basy mahery vaika … fa tsy io fandehanana an-tongotra manaraka aorian’ny daholo io mihitsy no vahaolana. 10 mantsy ny dahalo hitanao mandroaka ireo omby nangalariny fa rehefa manaraka any aloha any ianao dia mipoitra ny 50 hafa farafahakeliny dia ireny manao fahirano ireny. Tena alefan’ny fanjakana any amin’ny labatoara tsotra izao ireo miaramila sy zandary alefa mampandry tany ireo raha ny marina”.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.