- Sabotsy 29 Aogositra 2015
Politique.Farimbon-tsendikalin’ny Jirama Mitaky ny hialan’ireo mpitantana rehetra
Nanatanteraka fihaonambe ireo mpiasan’ny JIRAMA mivondrona ao amin’ny farimbon-tsendikaly eto an-drenivohitra, omaly. Tetsy amin’ny Sainte Famille Mahamasina no nanatanterahany izany ka anisan’ny nivoitra ny fangatahan’izy ireo ny amin’ny tokony hialan’ny tale jeneralin’ity orinasa ity amin’izao sy ireo filankevi-pitantanana miaraka aminy.
Hamaky ny tohiny
