• Alakamisy 27 Aogositra 2015
Politique.Marc Ravalomanana Lasa any La Réunion

Omaly tolakandro no nigadona tatsy amin’ny nosy La Réunion ny filoha teo aloha Atoa Marc Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2015
Politique.Fitantanan-draharaham-panjakana Anjakan’ny risoriso sy ny teny midina

Mampiaka-peo amin’ny fisian’ny risoriso eo anivon’ny fitantanan-draharaham-panjakana amin’ny ankapobeny ireo administratera sivily. Tena mandoto sy manala baraka ny asanay ny fisian’ny olona tsy mahay, tsy nianatra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2015
Politique.Minisiteran’ny Atitany Tsara toerana indrindra hikarakara fifidianana

Fitaovana politika sy mpiaro ny mpitondra fanjakana hatrany no nahafantaran’ny olona ireo adminisitratera sivily Malagasy hatramin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2015
Politique.Filankevitry ny governemanta Nandinika ny satan’ny fifandraisana

Nodinihina manokana omaly teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo nandritra ny filankevitry ny governemanta omaly, ny volavolan-dalàna momba ny sata

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2015
Politique.Filoham-pirenena sy ny depiote Hihaona indray ato ho ato

Nisy ny fivoriana miafina nataona vondrona solombavambahoaka omaly. Tsy azon’ny mpanao gazety natrehana izy ity, saingy fantatra ihany fa nisy fifandraisany tamin’ny resaka « pacte de responsabilité ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2015
Politique.Ramasy Adolphe Raha izaho no filoha …

Raha mbola ny vahiny no homena vahana sy indraindraina ary ianteherana dia eto foana isika, lavitra ny fandrosoana sy ny fivoarana, hoy Ramasy Adolphe amin’ny takelaka facebook.

Hamaky ny tohiny
FTT