• Talata 08 Septambra 2015
Politique.Fanenjehana an’i Neny Mbola tarazon’ny tamin’ny 2009

Raharaha iray tena nahasarika olona tokoa ny Fitsarana fifidianana Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra. Porofon’izany ireo olona marobe tonga teny amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny Fianjakana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2015
Politique.Depiote Jean Brunel Mangataka ny handravana ny zandarimaria malagasy

Ny mba hitovizako hevitra amin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, hoy ny depiote Razafitsiandraofa Jean Brunel avy any Ikongo, dia ny filazana ny hoe : «tokony horavana ny rafitra zandarimariam-pirenena eto amintsika».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2015
Politique.Rafanomezantsoa Jean Nirina Nanamafy ny tokony handravana ny Antenimieram-pirenena

Nohamafisin-dRafanomezantsoa Jean Nirina filohan’ny Hafari Malagasy ny voalazany tao amin’ny Televiziona tsy miankina iray eto an-drenivohitra ny alin’ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2015
Politique.Be resaka i Rivo Rakotovao Valin-kafatr’i Dada

Tsy levon’ny vavonin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny tenin’ny minisi-panjakana Rivo Rakotovao mikasika ny tany nisy ny Magro eo Ankorondrano ho tanin’ny Antenimieran’ny Varotra nefa idiran’itsy voalohany, sy fanazavany mikasika ny fomba nahazoan’ny Tiko ny fananan’ny Coroi sy Sinpa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2015
Politique.Diplaomasia Malagasy Mitarazoka ny fanendrena ambasadaoro

Mifototra amin’ny lafiny ara-toekarena miaraka amin’ny fampandrosoana ny diplaomasia Malagasy, hoy ny minisitry ny Raharaham-bahiny Atallah Béatrice tamin’ny volana jona 2015

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Politique.Betroka Mamofompofona ady an-trano

Io fa nitranga ny natahorana. Mitarika ady an-trano amin’ny samy Bara Zafindrendriko ny namonoan’ny tsy mataho-tody an’i Tsiharangy Retana, kandida Ben’ny tanàna ho an’ny Kaominina Ianakafy ao amin’ny Distrikan’i Betroka tamin’ny tapaky ny volana aogositra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT