- Sabotsy 05 Septambra 2015
Politique.Politikam-panjakana Mampitombo ny fahantran’ny Malagasy
Mibahana loatra ny resaka politika politisianina amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMibahana loatra ny resaka politika politisianina amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyAoka mba ho tonga saina amin’izay isika Malagasy amin’ny toe-java-misy iainana eto amin’ny firenena fa tena ataon’ny sasany tantely afa-drakotra ity resaka fakana tany eto amintsika ity ka zary manjakazaka tanteraka ny vahiny.
Hamaky ny tohinySazy mihantona enim-bolana sy fanaraha-mason’ny Fitsarana mandritra ny dimy taona. Izay no didy navoakan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany etsy Anosy omaly momba ny raharaha nitsarana an’i Randrianamboarina Jean Pierre ilay mpianatra nitarika fitokonana teny Ankatso.
Hamaky ny tohinyNoraisin’ny Sekretera jeneralin’ny Frankofônia, Michaëlle Jean, tao amin’ny foiben’ity vondrona iraisam-pirenena ity ao Paris, omaly, ny praiminisitra Jean Ravelonarivo.
Hamaky ny tohinyNitondra ny fanazavana tamin’ny antsipirihany ny zava-misy hatrany am-piandohana mikasika an’ilay “Parking” eny Ambohitsiroa efa nohajarian’ny fokonolona nefa nisy namefy tafo fanitso ny manodidina teny an-toerana omaly ary natrehan’ny solombavambahoaka voafidy teny amin’ny boriborintany faharoa, ny depiote Rastany, ry zareo ao amin’ny fikambanan’ny mpiara-monina eny an-toerana na “Association des riverains” notarihan-dRtoa filohany izay sady misolontena ny kristianina avy ao amin’ny fiangonana tranovato Ambonin’Ampamarinana koa
Hamaky ny tohinyManoloana ny toe-draharaha politika mafanafana dia tsy azon’ny mpitondra fanjakana ambony atao ny mangina mba tsy hilazana hoe tapi-dalan-kaleha sy tsy manan-kalahatra intsony ny mpitondra.
Hamaky ny tohiny