Politique

Depiote Jean Brunel Mangataka ny handravana ny zandarimaria malagasy


  • Talata 08 Septambra 2015

Ny mba hitovizako hevitra amin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, hoy ny depiote Razafitsiandraofa Jean Brunel avy any Ikongo, dia ny filazana ny hoe : «tokony horavana ny rafitra zandarimariam-pirenena eto amintsika».

 

 Ny antony, hoy izy, dia «force coloniale» nentina hamoretana vahoaka no namoronana azy io ary mbola mitohy mandraka ankehitriny izany filozofia hitondrana azy izany. Raha ny marina, hoy ity depiote ity, dia «ampiasain’ny Frantsay ho hery fitsikilovana ho azy ireo ny zandary, hery mpanome vaovao tsy tapaka ho azy ireo ary hery famoretana ny vahoaka mihitsy amin’ny ankapobeny». Ny soso-kevitra kosa «raha tena te hanao mpitandro ny filaminana» izy ireo dia «mifindra polisy izay rafitra fitandrovana ny filaminam-bahoaka tokoa na miditra any anatin’ny tafika izay rafitra ilaina amin’ny fiarovana ny firenena».

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT