• Alakamisy 10 Septambra 2015
Politique.Kaominina Antananarivo Renivohitra Efa manomana izay ho filohan’ny Filankevitra ny TIM

Efa manomana ny fitantanana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra ny antoko Tiko i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2015
Politique.«Mémorandum» «Tsy misy resaka 4x4 na fanambazana vola», hoy i Andriamahefa Henri Charles

Tena nanao sonia an’ilay «Mémorandum» ny tenako, hoy ny depiote Randriamahefa Henri Charles voafidy tany amin’ny Distrikan’i Moramanga

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Tsy mitovy ny hevitra mikasika ny « mémorandum »

Raha nanaovana fanadihadiana tsotsotra teny amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena tamin’ny andron’ny omaly talata 9 septambra dia tsapa fa tena tsy mitovy velively ny hevitr’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2015
Politique.Mitatao ny loza

Niala tamin’ny fahanginany ny CENI-T manoloana ny tsikera sy fanenjehana an-gazety sy amin’ny haino aman-jery an’ity rafitra nanakinana ny fikarakarana ny fifidianana nivoahana tamin’ny tetezamita ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2015
Politique.Voka-pifidianana ofisialy Tsy hiova Antananarivo, mety haverina i Fianarantsoa sy Antsirabe

Ny elanelam-bato eo amin’ny kandida roa voalohany sy ny vesatry ny fitoriana no mety ho antoka hahatonga ny famerenana ny fifidianana Ben’ny tanàna ao anatin’ny 120 andro farafahatarany aorian’ny fanambarana ny vokatra ofisialy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2015
Politique.Madagasikara sy Frantsa Fifandraisana mandeha ila

amatoa Véronique Vouland-Aneini, no masoivoho vaovaon’i Frantsa eto Madagasikara hisolo toerana an’i François Goldblatt.

Hamaky ny tohiny
FTT