• Sabotsy 05 Septambra 2015
Politique.Orlando Robimanana Manomana ny fidirany amin’ny politika

Mitarika ny vovonan’ny mpandinika antsoina hoe «Madagascar, un potentiel à redécouvrir» ny Tale jeneralin’ny Tahirimbolam-panjakana teo aloha, Orlando Robimanana, ary ankehitriny anisan’ny komitin’ny tetibola eo anivon’ny Fitsarana iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Septambra 2015
Politique.Jeneraly Florens Hangoron’entana ?

Naboridan’ny lehibeny ny jeneraly Rakotomahanina Florens. Nihaona tamin’ny mpanao gazety omaly tetsy amin’ny Tobin’ny zandarimariam-pirenena «Jeneraly Ratsimandrava» etsy Andrefan’Ambohijanahary ireo lehiben’ny zandarimariam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Septambra 2015
Politique.Lalaina Berthnès «Ny Vahoaka no fahefana faratampony eto»

Niala tamin’ny fahanginany i Lalaina Berthnès manoloana ny fivoizana ny «Pacte de Responsabilité» hifanaovan’ny filohan’ny Repoblika sy ny solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Septambra 2015
Politique.Pr Ranjeva Raymond Voafidy ho filoha lefitry ny «Institut de Droit international»

Misongadina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny Malagasy. Voaporofo indray izany tamin’ny nahavoafidy an’ny Profesora Ranjeva Raymond ho filoha lefitry ny «Institut de Droit international»

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Septambra 2015
Politique.Andrianjato Vonison Tsy mahita ny fahoriam-bahoaka ve ?

Sady mampihomehy no mampalahelo ny fitondram-panjakana misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Septambra 2015
Politique.Tatitry ny Banky Iraisam-pirenena Difotry ny kolikoly ny Fitsarana, marefo ny Fanjakana

Tsy mbola ho rahampitso no hahazoantsika ny fahatokisan’ny Banky Iraisam-pirenena. Nanao tatitra momba an’i Madagasikara tamin’ny volana aogositra izy ireo ka nambarany fa marefo ny fanjakana Hery Rajaonarimampianina ary manaporofo izany ny tsy ahafahan’izy ireo mametraka ny atao hoe :

Hamaky ny tohiny
FTT