- Alatsinainy 14 Septambra 2015
Politique.Rafi-pifidianana Malagasy Olana hatrany ny resaka fifampitokisana
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra tamin’iny herinandro lasa iny sahady ny volavolan-dalàna hananganana ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana vaovao na dia nilaza aza ny minisitry ny Atitany fa ao anatin’ny programa ny hanohizana ny fakan-kevitra avy amin’ny hery velona misy eto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohiny
