• Alatsinainy 21 Septambra 2015
Politique.Antoko Politika Madio Haka fahefana aorian’ny 2030

Nanatanteraka ny fihaonambe voalohany teny amin’ny «Académie Nationale des Sports» Ampefiloha ny sabotsy folakandro teo ny Antoko Politika Madio tarihan-dRakotoarisoa Faniry Alban.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Septambra 2015
Politique.Dr Rado Razafindratsimba Mbola lany ho ben’ny tanàna indray ao Talatamaty

« Misaotra an’Andriamanitra fa nivaly ny vavaka », hoy i Dr Rado Razafindratsimba izay vao lany indray hitantana mandritra ny 4 taoana manaraka ny kaominin’i Talatamaty ditrikan’Ambohidratrimo. « Tena nisy tokoa ny tebiteby samihafa noho ireo fitoriana natao tamin’ny tena izay tsy latsaky ny 11 tany ho any, hoy izy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Septambra 2015
Politique.Mitohy ny lalana

Miandry fatratra izay hahatanterahan’ny famindram-pahefana amin’ny PDS-n’ny renivohitra sy ny ben’ny tanàna vaovao Lalao Ravalomanana ny rehetra satria samy te hahita amin’izay ny fomba fiasan’ny TIM amin’ny fitantanana ny renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Septambra 2015
Politique.Ben’ny tanàna vaovao Mila manatanteraka ny hetahetam-bahoaka

Vao nivoaka ny zoma lasa teo ireo voka-pifidianana kaominaly teto amin’ny Faritanin’Antananarivo dia mba nanana ny heviny amin’izay handrasany amin’ireo ben’ny tanàna vao lany tamin’izany ireo olon-tsotra sendra ny Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Septambra 2015
Politique.Kaominina Toamasina I Vita sahady ny famindram-pahefana, fa inona no nahamaika ?

Na tsy mbola eo am-pelatanan’ny Mapar ao Toamasina aza ny didy mirakitra ny voka-pifidianana, dia noteren-ko masaka izany ny sabotsy misandratr’andro teo ny famindram-pitantanana teo amin’i Toalina Zafindrabary sy Dr Ratsiraka Elysée Laurent.

Hamaky ny tohiny
FTT