• Alarobia 23 Septambra 2015
Politique.Randrianarisoa Penjy Mpanao gazety lasa ben’ny tanànan’ny vavahadin’i Madagasikara

Nohamafisin’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ny maha ben’ny tanànan’ny Kaominina Ivato an’i Randrianarisoa Penjy, voafidy tamin’ny anaran’ny antoko Tiako i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Septambra 2015
Politique.Kaominin’ Antaniditra Nohamafisin’ny fitsarana ny fahalanian’i Breo Ramanampisoa

Nohamafisin’ny “Tribunal Administratif” tao Toamasina tamin’ny didy navoakany ny fahalaniana ofisialin’ny kandidà Breo Ramanampisoa ho ben’ny tanàna vaovaon’ny kaominina Antaniditra any amin’ny distrikan’i Moramanga

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Septambra 2015
Politique.Fampandrosoana ifotony Ho kaominina fitaratra ireo 213 azon’ny TIM

Matanjaka ny antoko Tiako I Madagasikara amin’izao fotoana izao, hoy ny filoha nasionaliny Ravalomanana Marc

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Septambra 2015
Politique.Laza Razafiarison Tsy toerana fa fanovan-drafitra

Nanao fanambarana tao amin’ny takelaka facebook i Laza Razafiarison fa «tsy mbola ho mpikambana ao amin'ny governemanta vaovao ho avy io ihany aho».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Politique.Lalao Ravalomanana Hitsidika birao anio

Hotantehina ato anatin’ny 48ora ny famindram-pahefana eo amin’ny Filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo, ny kolonely Ramiaramanana Joseph sy ny Ben’ny tanàna vaovao voafidim-bahoaka Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Politique.Famonoana kandida tany Betroka Olona 4 nigadra

Na dia teo aza ireo karazana tsindritsindry samihafa dia tsy nataho maso mena ny fitsarana tao Betroka fa nijoro sy niaro kosa ny fahamarinana. Notsaraina ny herinandro lasa teo tany an-toerana ilay raharaha namonoana an’i Tsiharangy Retana, kandida tsy miankina avy amin’ny antoko Firaisankina tao amin’ny kaominin’i Ianakafy nandritra ny fifidianana ben’ny tanàna farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT