• Talata 22 Septambra 2015
Politique.Fifidianana kaominaly tany Amparafaravola Nivadika ho HVM avokoa no nandresy

Mitaraina ny mponina any amin’ny distrikan’Amparafaravola Lac Alaotra amin’ny fitsimbadian’ny voka-pifidianana kaominaly notontosaina ny faha-31 jolay 2015 teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Politique.Demokrasia Tsy miaina azy ny 89%n’ny Malagasy

Azo faritana tsotsotra ho fahafahan’ny isam-batan’olona maneho hevitra lavitry ny fanembatsembanana ny fahalalahan’ny hafa ny demokrasia. Nampiavaka ny fankalazana tamin’ity taona 2015 ity ny fisian’ny fanadihadiana notanterahan’ny «Slate Reader» tao anatin’ireo firenena afrikanina miisa 28. Nanambara ho miaina ao anatin’ny firenena demokratika ny 50% maherin’ireo nanontaniana tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Politique.Ben’ny tanàna Breo Ramanampisoa Antaniditra Namafisin’ny “Tribunal Administratif Toamasina” ny fahalaniany

Namafisin’ny “Tribunal Administratif” tao Toamasina tamin’ny didy navoakany ny fahalaniana ofisialin’ny kandidà Breo Ramanampisoa ho ben’ny tanàna vaovaon’ny kaominina Antaniditra any amin’ny distrikan’i Moramanga

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Politique.Dr Rado Razafindratsimba - Talatamaty Tsy mampatahotra ahy ny fitoriana manaraka

« Misaotra an’Andriamanitra fa nivaly ny vavaka », hoy i Dr Rado Razafindratsimba izay vao lany indray hitantana mandritra ny 4 taona manaraka indray ny kaominin’i Talatamaty

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Politique.Rajao Martin Hitondra fampandrosoana an’Antanifotsy

Lasan’ny Tiako i Madagasikara ny toeran’ny Ben’ny tanàna ao amin’ny Kaominin’ny renivohitry ny Distrikan’Antanifotsy – Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Septambra 2015
Politique.Marc Ravalomanana Hanampy an’i Neny hanarina an’Iarivo

Fanontaniana manitikitika ny maro ny hoe : inona marina no ho andraikitr’i Marc Ravalomanana rehefa ben’ny tanàna i Lalao Ravalomanana vadiny ? Efa ela moa no novalian’i Neny io fanontaniana io ary nazava tsara, hoy indrindra izy :

Hamaky ny tohiny
FTT