- Zoma 18 Septambra 2015
Politique.Asa amin’izay izao
Tantara vaovao no idiran’Antananarivo Renivohitra manomboka eto. 16 taona taorian’ny naha ben’ny tanàna ny vadiny dia voafidy hitantana ny renivohitra Rtoa Lalao Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyTantara vaovao no idiran’Antananarivo Renivohitra manomboka eto. 16 taona taorian’ny naha ben’ny tanàna ny vadiny dia voafidy hitantana ny renivohitra Rtoa Lalao Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyFikaroham-bahaolana ho tombontsoa ambonin’ny firenena sy ny vahoaka Malagasy miaraka amin’ny fiarovana ny Repoblika no notanterahana teny amin’ny ivontoerana fandraisana fivoriana iraisam-pirenena teny Ivato, hoy ny mpikambana ao amin’ny antoko MFM Raveloson Constant.
Hamaky ny tohinyVoaporofo izao fa tsy nandika lalàna i Neny Lalao Ravalomanana, hoy ny mpisolovava azy Me Hasina Andriamadison.
Hamaky ny tohinyNiezaka nanazava ny tao amin’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra ny amin’ny tsy maintsy hanitarana ireo lalana telo dia Soarano-Antanimena,
Hamaky ny tohinyTena latsaka an-katerena ankehitriny, indrindra ny lafiny sosialy sy toekarena ny firenena malagasy ankehitriny, hoy Atoa Sambany Maharitra filohan’ny OSDEM (Organisation Spéciale pour le Développement de Magascar) izay fikambanana
Hamaky ny tohinyZara raha tafajanona ao Iavoloha ny filohan’ny Repoblika tato ho ato fa dia any am-pitetezam-paritra hatrany. Henika azy sy ireo minisitra HVM i Madagasikara.
Hamaky ny tohiny