• Zoma 18 Septambra 2015
Politique.Antananarivo Renivohitra Nandresy ny safidim-bahoaka

Tsy azo noraisina ny fitoriana napetraky ny fikambanana «Freedom» tarihan’i Lalatiana Rakotondrazafy, hoy ny didim-pitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Politique.Andrimpanjakana Hanana solontena ao amin’ny CENI ?

Mbola ao anatin’ny fandinihana tanteraka ny volavolan-dalàna momba ireo mpikambana handrafitra ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana, ny fahefana mpanatanteraka eo anivon’ny governemanta amin’izao fotoana izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Politique.Fitondrana HVM Tompondakan’ny Aferafera

Mampiaiky volana ny maro ny afera sy ny bizina misy ao anatin’ity fitondrana amin’izao fotoana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Politique.Filohan’ny Tim Ivato tetsy Anosy Tsy nisy nahakasika ny kandidà Penjy ny fitoriana

Nanambara ampahibemaso omaly teo am-pivoahana ny lapan’ny fitsarana hifanolanana amin’ny fanjakana nanatrehany ny fitsarana nitoriana ny kandidà ho ben’ny tanànan’ny kaominina Ivato, ny filoha mpitarika ny antoko Tim eny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Politique.Fifidianana kaominaly Nanehoan’ny vahoaka ifotony ny safidiny

Didim-pitsarana natao ho an’ny vahoaka tsy ankanavaka iny navoakan’ireo mpitsara misahana ny ady atao amin’ny fanjakana iny, hoy ny kandida ben’ny tanàna Ramiaranjatovo Marc omaly teny Anosy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Politique.Rado Ramparaoelina Tsy nitombina ny fitoriana azy

Tsy nisy nitombina ireo fitoriana roa natao tamiko tamin’iny fifidianana natao ny 31 jolay 2015 iny, hoy ny kandidà Rado Ramparaoelina (Ampitatafika),

Hamaky ny tohiny
FTT