Politique

Ben’ny tanŕna Breo Ramanampisoa Antaniditra Namafisin’ny “Tribunal Administratif Toamasina” ny fahalaniany


  • Talata 22 Septambra 2015

Namafisin’ny “Tribunal Administratif” tao Toamasina tamin’ny didy navoakany ny fahalaniana ofisialin’ny kandidŕ Breo Ramanampisoa ho ben’ny tanŕna vaovaon’ny kaominina Antaniditra any amin’ny distrikan’i Moramanga

. Mazava loatra fa ny fanarenana ny tanànan’Antaniditra izay potika sy be trano may noho ny asa-ratsy nataon’ ireo jiolahy nirongo fiadiana nanafika azy tamin’ny 11 alina ny 07 septambra 2015 teo, eo koa ny  fijerena akaiky miaraka amin’ireo mpitandron’ny filamanina ny lafiny fandriampahalemana izay tena mampikolay ny mponina any an-toerana ankehitriny. Marihana moa fa anisan’ireo nitondra faisana tamin’iny fanafihan-jiolahy iny tanteraka ity ben’ny tanàna vaovaon’Antaniditra ity.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT