• Zoma 25 Septambra 2015
Politique.Helson Brisson Erafa na Jubé Tsy afa-po tamin’ny voka-pifidianana tany Toliara II

Nivoaka ny talata 22 septambra teo ihany ny voka-pifidianana kaominaly tany amin’ny Faritanin’i Toliara izay nambara fa vokatra tsy azo hivalozana, hoy ny solombavambahoaka Helson Brisson Erafa na Jubé filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena faritany Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Septambra 2015
Politique.Marc Ravalomanana «Tsy hiady amin’ny filoha aho»

Nihaona tamin’ireo iraky ny SADC tonga eto amintsika Atoa Marc Ravalomanana omaly,teny amin’ny Tiko Tanjombato no nanatanterahana izany ; nahita-maso ny fahapotehan’ny Tiko noho ny fandrobana tamin’ny 26 janoary 2009 ry Dr Simao sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Septambra 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Nantsoina hivory amin’ny Talata

Hivory tsy ara-potoana ny Parlemanta. Hanomboka amin’ny talata 29 septambra izany araka ny tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha omaly, ka nanaikana ireo depiote hivory.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Septambra 2015
Politique.Fitsinjaram-pahefana

Havondrona eto Antananarivo avokoa ireo Ben’ny tanàna vao voafidy tamin’ny 31 jolay 2015, ny 12 ka hatramin’ny 14 Oktobra 2015 homena fanofanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Septambra 2015
Politique.Depiote Randrianasolo Jean Nicolas Tsy nahomby ny fampihavanana nataony

Efa lasa eny anivon’ny fitsarana ve ny raharaha vao hidina hampanao fampihavanana ny depiote Randrinasolo Jean Nicolas

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Septambra 2015
Politique.Raharaha «Iles Eparses» Tsy hodinihina indray

Nahemotra ho amin'ny fivoriana faha-71 ny Firenena Mikambana indray ny fandinihana ny famerenana ireo nosy malagasy efatra giazan'ny Frantsay.

Hamaky ny tohiny
FTT