Politique

Demokrasia Tsy miaina azy ny 89%n’ny Malagasy


  • Talata 22 Septambra 2015

Azo faritana tsotsotra ho fahafahan’ny isam-batan’olona maneho hevitra lavitry ny fanembatsembanana ny fahalalahan’ny hafa ny demokrasia. Nampiavaka ny fankalazana tamin’ity taona 2015 ity ny fisian’ny fanadihadiana notanterahan’ny «Slate Reader» tao anatin’ireo firenena afrikanina miisa 28. Nanambara ho miaina ao anatin’ny firenena demokratika ny 50% maherin’ireo nanontaniana tamin’izany.



  Milaza ho tena misitraka ny demokrasia ihany koa ny 46%n’ireo olom-pirenena nohadihadiana ireo. Tena afa-po amin’ny
fanjakan’ny demokrasia ao aminy ohatra ry zareo Namibianina sy Botsoaney. Maherin’ny 72%n’ny mponina ao amin’ireo firenena roa mpikambana miaraka amin’i Madagasikara ao amin’ny Sadc ireo no milaza fa afa-po amin’ny fiainana ny demokrasia. Mahatsiaro ho tsy miaina izany eo anivon’ny fireneny kosa ny 89% n’nyMalagasy. Efa nanana ny demokrasia nampiavaka azy hatrizay anefa i Madagasikara fa ireo mpitondra Malagasy no tsy ampy fahalalana noho ny kolotsaina politika na tsy mahay mandinika sy mitantana, araka ny fihevitr’ireo mpikaroka sasany eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.

Nangonin-dRamano F.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT