Politique

Laza Razafiarison Tsy toerana fa fanovan-drafitra


  • Alarobia 23 Septambra 2015

Nanao fanambarana tao amin’ny takelaka facebook i Laza Razafiarison fa «tsy mbola ho mpikambana ao amin'ny governemanta vaovao ho avy io ihany aho».

 Araka ny fanazavany dia «tsy toerana no nangatahako fa fanovana koa rehefa tsy hanova rafitra ny mpitondra dia avelao ry zareo haneho ny fahaizany fa mety mahay kokoa angamba izy». Kandida tamin’ny fifidianana filoham-pirenena 2013 i Laza Razafiarison ary nahazo 0,88%. «Isika vitsy an'isa aleo mijery ny mpiara-belona amin'izao fahoriana maro izao», hoy ny fanazavany. «Efa nandalovako fonja ny hevintsika ka tsy hiova na inona na inona antony», hoy hatrany izy nanome toky ireo nifidy azy.

Jean D.


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT