- Talata 29 Septambra 2015
Politique.Fananganana governemanta Nivadihan-dRakrisy i Zandrikely ?
Nihaona nivantana tamin’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina ny mpandrindra nasionalin’ny MAPAR sady
Hamaky ny tohinyNihaona nivantana tamin’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina ny mpandrindra nasionalin’ny MAPAR sady
Hamaky ny tohinyAzo antoka ankehitriny fa hiatrika fivoriana tsy ara-potoana indray ireo solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy farany teo noho ny fiantsoana natao no azy ireo avy amin’ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra tamin’ny zoma hariva, satria dia efa mivandravandra eo amin’ny tabilao filazan-draharahan’ireo depiote etsy amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny hisokafan’izany ofisialy anio tolakandro amin’ny 3 ora.
Hamaky ny tohinyNihazo ny Lapan’i Mahazoarivo ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Jean Max Rakotomamonjy omaly misandratr’andro. Tao an-toerana ny praiminisitra Jean Ravelonarivo tamin’io.
Hamaky ny tohinyVoaresaka teny amin’ny fihaonan’ny tanora Tiako i Madagasikara Antananarivo teny Ambohimalaza ny sabotsy lasa teo izay natrehan’Atoa Marc Ravalomanana sy ramatoa vadiny ny momba ireo fanotofana tany eto Antananarivo sy ny fitarazohan’ny famindram-pahefana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyMiady an-trano ny samy MAPAR. Nafana ny fifandirana teo amin’ny samy olom-boafidy miara-dia amin’ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina ny faran’ny herinandro iny
Hamaky ny tohinyMiainga sahady ny sakantsakana avy amin’ny fanjakana foibe amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana milaza ny tsy fahafahan’ny ben’ny tanàna miroso avy hatrany amin’ny famindram-pahefana raha tsy nahazo «notification» na taratasy fampahafantarana avy amin’ny prefektiora izay mitsinjara izany amin’ireo lehiben’ny distrika
Hamaky ny tohiny