Politique

Fitsinjaram-pahefana


  • Alakamisy 24 Septambra 2015

Havondrona eto Antananarivo avokoa ireo Ben’ny tanàna vao voafidy tamin’ny 31 jolay 2015, ny 12 ka hatramin’ny 14 Oktobra 2015 homena fanofanana.


Saropody- Androndrakely
Trano iray vao andalam-panorenanana no narosan’ny ministeram-panjakana misahana ny tetikasan’ny filoha sy ny fanajariana ny tany miaraka tamin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra omaly. Voalaza fa tsy ara-dalàna ny nanorenana azy.

Ampandrana
Trano lehibe iray no nirehitra omaly antoandro. Afon-tsaribao hadino no ahiana no nitarika ny firehetana. Nanampy ny manodidina namono ny afo ny mpamonjy voina avy ao Tsaralalana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT