• Alarobia 30 Septambra 2015
Politique.Parlemanta Hisy fifidianana depiote amin’ny 2016 ?

Ny nisokafan’ny fivoriana tsy ara-potoana handinihana ny fananganana ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana, hirosoana amin’ny fifidianana Loholona alohan’ny faran’ny taona 2015 no ela dia tonga any amin’ny mety hisian’ny fifidianana solombavambahoaka mialoha ny fotoana ihany koa izao ny resaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Politique.Raharaha Betroka Iharan’ny fampitahorana ny adjidà Tsiliva

Mitohy hatrany ny fanadihadiana ataon’ny mpanao fanadihadiana avy amin’ny sampana mikaroka momba ny heloka bevava eo anivon’ny zandarimariam-pirenena avy any Toliara mikasika ny nahafaty ny komanda Andriantiana Falihery tao Betroka sy ny anton’ny tena mampirongatra ny asan-dahalo any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Politique.Filohan’ny antenimieram-pirenena Niaro ny depiote Mara Niarisy

Nilaza omaly ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean Max fa mahatsapa ry zareo ao amin’ny birao maharitra hoe : “tsy voahaja ny andininy faha-73 ao anaty lalàmpanorenana izay manambara fa tsy misy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tsy hita telo andro sy telo alina

Mba hafahafa ihany raha filoham-pirenena no tsy handrenesam-baovao ao anatin’ny efatra andro sy efatra alina nialana teto an-tanindrazana, nefa betsaka ny laharam-pahamehana eto ary vonjivonjena ihany koa ny fotoana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Politique.KMSD Mijery ireo tena sahirana eny ambany tanàna

Betsaka ireo fianakaviana hianjadiam-pahasahiranana amin’izao ankatoky ny fidiran’ny mpianatra izao. Ho fanampiana azy ireny indrindra dia tsy mitsahatra ny mijery ireo tena niangaran’ny vintana eto an-drenivohitra sy ny manodidina ny Kandida Solombavambahoaka Miara-dia eto Madagasikara (KMSD), tarihin’ny filohany Rakotovololona Lafatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Politique.Fananantany Hatsangana ny drafitra nasionaly

Notanterahina omaly tetsy Anosy ilay atrikasa eo anivon’ny Faritra Analamanga namelabelarana ny politikan’ny fananantany sy hananganana ny drafitrasa nasionaly mifandraika amin’izany, natrehin’ireo teknisianina momba ny fananantany sy Ben’ny tanàna maro.

Hamaky ny tohiny
FTT