• Alakamisy 01 Oktobra 2015
Politique.Repoblikan’ny tsolotra

Asa indray izay ho fialana bala avy amin’ireo manampahefana fa dia efa mazava ny nambaran’ny Search for Common Ground sy ny PNUD manao hoe tsy mahatoky intsony ny fitondram-panjakana ny vahoaka ary tena miraviravy tanana manoloana ny raharaham-pirenena satria be loatra ny kolikoly ataon’ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Politique.Fivoriamben’ny ONU Hiaka-tsehatra i Hery Rajaonarimampianina anio

Taorian’ny fahatongavany tany New York omaly dia nihaona tamin’ireo mpikambana avy ao amin’ny solontena maharitr’i Madagasikara ao amin’ny Firenena Mikambana, niaraka tamin’ny mpikambana avy any amin’ny masoivohon’i Madagasikara any Canada, ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Politique.Marc Ravalomanana sy ny Alemana Mihaona matetika, inona no tsiambaratelony ?

Nihaona tamin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana teny amin’ny trano fonenan’ity farany eny Faravohitra omaly talata maraina ny ambasadaoro alemana miasa sy monina eto Madagasikara. Fihaonana fanindroany teo amin’ny roa tonta io tato anatin’ny efatra andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Politique.Harinosy Rabenerika Charlot Hoditr’akondro ny mifandambolambo

Raharaha maika ity niantsoana anay hotapahina amin’ny fivoriana tsy ara-potoanan’ ny solombavambahoaka ity ka tonga izahay ary vonona, hoy ny depioten’i Soavinandriana Harinosy Rabenerika Charlot.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Politique.Vondrona MAPAR Manomboka mipatitaka

Tsy mahazaka tsy manana fahefana sy tsy eo amin’ny fitondrana ve ka tratran’ny aretin’ny fivakisana ny vondrona Mapar ? Samy nahatsikaritra mantsy ny rehetra fa mandalo krizy ity vondrona politika tarihan’i Andry Rajoelina ity

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Politique.Randrianasolo Jean Nicolas “Aoka ny lasa homba ny lasa”

Nazava ny kabary fanokafana ny fivoriana tsy ara-potoana eny amin’ny Antenimieram-pirenena nataon’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena teo fa tena ilaina eto amintsika ankehitriny ny fisian’ny fitoniana, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas avy any Betroka mba hamahana ny olana misy eto

Hamaky ny tohiny
FTT