• Zoma 02 Oktobra 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Lany tsy nisy nitsipaka ny « ordre du jour » vaovao

Toy ny mahazatra dia lany tsy nisy nitsipaka fa nisy 1 tsy nilaza ny heviny kosa teo amin’ny tsangan-tananan’ireo depiote nahatratra teo amin’ny 93 namonjy ny fivoriana nitambaram-be teny amin’ny lapan’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza ny « ordre du jour » fiatrehana ny fivoriana tsy ara-potoana faha-4 hatrehan’izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2015
Politique.Traikefan-dRavalomanana Ilaina amin’ny fanarenana ny firenena

Tsy misy andro iray ka tsy handrenesana resaka momba an’i Marc Ravalomanana ao anaty filazam-baovao, na amin’ny gazety na ao anatin’ny adihevitra politika etsy sy eroa ;mihetsiketsika rahateo ity filoha teo aloha ity ka izay no mahatonga azy misongadina eo amin’ny tontolo politika

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2015
Politique.Kaominina Antaniditra Moramanga Efa miverina matory an-tanàna ny mponina

Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana dia fantatra izao fa efa miverina tanteraka matory ao an-tanàna ny mponina any amin’ny kaominin’Antaniditra distrikan’i Moramanga. Tany an-tsaha izy ireo no natory tamin’ny alina noho ny tahotra ny fiverenan’ny asan-jiolahy toy ny tamin’ny 7 septambra lasa teo izay nahafatesana olona 2 sy naharatrana 3 hafa ary nahamay fananana maro toy ny trano, vokatra, tahiry …

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Tonga tampoka i Marc Ravalomanana

Vahiny tsy nampoizina teny Tsimbazaza ny filoha teo aloha sady filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madasikara, Marc Ravalomanana. Omaly tamin’ny fiafaran’ny tolakandro izy no tonga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Hisehoan-java-tsy ampoizina foana

Anio alakamisy maraina 1 oktobra 2015 vao raikitra ny “conférence des présidents” eny amin’ny Antenimieram-pirenena hotarihan’ny filohany Rakotomamonjy Jean Max miaraka amin’ireo mpikambana ao amin’ny birao maharitr’ity rafitra ity sy ireo filohana kaomisiona

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Politique.Kaominina Antananarivo Renivohitra Hatao rahampitso ny famindram-pahefana

Raha tsy misy ny fiovana amin’ny ora farany dia hotanterahina rahampitso zoma 2 oktobra ny famindram-pahefana eo amin’ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tanànan’Antananarivo, kolonely Ramiaramanana Joseph sy ny Ben’ny tanàna voafidim-bahoaka Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT