• Talata 13 Oktobra 2015
Politique.Fianarantsoa Hiala ny Ben’ny tanàna, fa lasa “Inspecteur d’État»?

Saro-piterahana ny valin’ny fifaninanana handraisana mpiasam-panjakana ambony “Inspecteur d’Etat”. Efa in-droa natao ny fifaninanana tamin’ity taona ity saingy tsy mbola nisy valiny, ka maha be resaka ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2015
Politique.Kaominin’Antananarivo Renivohitra Hisy asa mivaingana vita ao anatin’ny 3 volana

«Tsy misy andraso andraso fa tonga dia hiasa avy hatrany isika», hoy ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana omaly maraina raha niresaka tamin’ny mpiasan’ny Kaominin’Antananarivo Renivohitra teny amin’ny Lapan’ny tanàna izy taorian’ny fananganan-tsaina voalohany nandraisany anjara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2015
Politique.Antsiranana Jirama tsy mandoa trosa, maizina ny tanàna

Sady matetika no maharitra ny fahatapahan-jiro ao an-tanànan’Antsiranana amin’izao. Efa nanomboka ny faran’ny herinandro teo io, saingy nihamafy izany omaly alatsinainy 12 okotobra, araka ny efa nampiomanan’ny mpiasan’ny ENELEC, orinasa mpamatsy herinaratra ny Jirama hotsinjarain’ity farany amin’ny mpanjifany ao Antsiranana, fa hiroso amin’ny “service minimum” izy ireo raha tsy mivahana ny olana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Politique.Association des Ex-Militaires Nifoha tamin’ny torimasony

Nifoha tamin'ny torimasony ka nanatanteraka fivoriambe tetsy amin’ny kianja mitafon’i Besarety tamin’ny zoma teo ny fikambanana AEM na ny Association des Ex-Militaires (Ireo nahavita fanompoam-pirenena « légal » na ireo voaroaka noho ny antony samihafa na ireo efa misotro ronono ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Politique.Alasora Ho kaominina fakan-tahaka amin’ny lafiny rehetra

Nandray ny asany tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro lasa teo ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina ambanivohitra Alasora Ramiaranjatovo Marc.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Politique.Fandrarana ny fanotofana tany Tsy te hiara-kiasa amin’ny CUA ny Polisy ?

Namoaka didim-pitondrana Monisipaly laharana 001- CUA /CAB- 15 ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana ny alarobia 7 oktobra 2015 mampihantona ny asa fanotofana sy fanalana tany ary fitaterana tany nesorina na tany hanotofana eto amin’ny fiadidina ny tanànan’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT