- Alarobia 14 Oktobra 2015
Politique.Solombavambahoaka vorika Arovan’ny fahefany
Tranga iray tena mamparefo ny fandriampahalemana eto amin’ny firenena ankehitriny ny fisian’ny tsy fitoviam-pijery sy ny fifanipahana toy ny valala an-karona eo anivon’ny samy mpitondra na avy ao amin’ny fahefana mpanao lalàna sy ny eo anivon’ny mpanatanteraka.
Hamaky ny tohiny
