- Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Politique.Frankofonia 2016 15 - 20 novambra no fotoana eto Antananarivo
Nampahafantarina nandritra ny fivoriana faha-31-n’ireo minisitry ny raharaham-bahiny avy amin’ireo firenena mampiasa manontolo na amin’ny ampahany ny teny frantsay na Frankofonia, tany Erevan Armenia ny 10 sy 11 oktobra 2015 ny lohahevitra sy ny sary famantarana ary ny fotoana hanatanterahana ny fihaonambe faha-16.
Hamaky ny tohiny
