• Sabotsy 10 Oktobra 2015
Politique.Amboditandroroho - Toamasina II Nahavita ny adidiny ny PDS Georges Ramananjatovo

261 andro nitantanana ny Kaominina Amboditandroroho, Distrikan’i Toamasina II ny filohan’ny delegasiona manokana Georges Ramananjatovo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Oktobra 2015
Politique.Biraon’ny paositra Hanana ny azy mankona i Sabotsy Namehana

Omaly no napetraky ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, teny amin’ny kaominin’i Sabotsy Namehana ny vato fehizoro, rarivato fototry ny birao vaovaon’ny Paositra Malagasy ho fanamarihana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny paositra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Oktobra 2015
Politique.Rakotomamonjy Jean Max Niantso firaisankina sy fitoniana

Nofaranana ofisialy omaly zoma 9 oktobra maraina tamin’ny lanonana tsotra notarihan’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena am-perinasa ary natrehan’ireo minisitra vitsivitsy ny fivoriana tsy ara-potoana faha-4 nandanian’ireo solombavambahoaka an’ilay lalàna mikasika ny CENI

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Oktobra 2015
Politique.Ben’ny tanàna Hany sisa antenaina hampandroso an’i Madagasikara

Miandrandra fanovana sy fampandrosoana eny ifotony avy amin’ireo mpitantana ny kaominina ny vahoaka nifidy azy ireo, hoy ny sekretera jeneralin’ny Vahoaka Miray, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Oktobra 2015
Politique.Fametrahana samboady an’i Neny Hatao eo amin’ny lapan’ny tanàna

Vita ny 31 jolay ny fifidianana ben’ny tanàna. Ho an’Antananarivo Renivohitra manokana dia efa nazava fa nandresy i Lalao Ravalomanana tamin’io daty io. Ny 18 septambra vao nambara tamin’ny fomba ofisialy ny maha ben’ny tanàna azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Oktobra 2015
Politique.Ben’ny tanàna Hany sisa antenaina hampandroso an’i Madagasikara

Miandrandra fanovana sy fampandrosoana eny ifotony avy amin’ireo mpitantana ny kaominina ny vahoaka nifidy azy ireo, hoy ny sekretera jeneralin’ny Vahoaka Miray, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny
FTT