• Alakamisy 15 Oktobra 2015
Politique.Fametrahana ny fandriampahalemana Tokony haverina ny SN

Haverina ny fanompoam-pirenena ivelan’ny tafika na ny “Service National” ho an’ireo tanora nahazo ny maripahaizana bakalorea. Io no anisan’ny nisongadina tamin’ny tolo-kevitra nataon’ireo mpizaika amin’ny Safatsiroa ho an’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana izay nisokatra omaly teny amin’ny trano fivoriana iraisam-pirenena eny Ivato ny fivoriana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2015
Politique.Ben’ny tanàna 1 676 manerana ny nosy Hivory eny Iavoloha manomboka rahampitso

Nantsoin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina manokana ny zoma izao ireo ben’ny tanàna miisa 1676 manerana ny nosy mba hihaona aminy sy hifankahafantatra bebe kokoa ary handray toromarika manokana mialoha ny tena hanombohan’izy ireo ny fotoam-piasany avy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2015
Politique.Naivo Raholdina Manangan’ady amin’ny FLM

Tsy mendrika ny solombavambahoaka izay heverina ho raiamandreny ny manendrikendrika sy ny mandainga, hoy ny loholon’ny fiangonana loterana Androhibe Finoana raha naneho hevitra momba ny resaka nataon’ny solombavambahoakan’i Madagasikara Naivo Raolidina momba ny nahazoan’ny fiangonana ny tany tamin’ny fanjakana eny Androhibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2015
Politique.Minisiteran’ny serasera Nesorina i Rufin Rakotomaharo, naverina ireo olon’ny tetezamita

Nesorina tsy ho Tale jeneralin’ny ORTM i Rufin Rakotomaharo. Nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly teny Iavoloha no nandraisana ny didim-panjakana mikasika ny fanesorana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Politique.Ady amin’ny kolikoly Nanao sonia ny governemanta

Nanao fanekena ampahibemaso ireo mpikambana ao amin’ny governemanta notarihin’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean fa hiady ary hitarika ny ady amin’ny kolikoly eo anivon’ny departemanta misy azy ireo tsirairay avy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Politique.Ravelonarivo Jean Miady amin-dRatsiraka Roland ?

Tena mbola misy vorodamba mirehitra ve eo amin’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean sy ny minisitry ny Asa vaventy Ratsiraka Roland.

Hamaky ny tohiny
FTT