- Zoma 16 Oktobra 2015
Politique.Saraha Rabeharisoa Niala tamin’ny antoko maitso
Nametra-pialana tsy ho filoha nasionalin’ny antoko Maitso Hasin’i Madagasikara i Saraha Rabeharisoa. “Efa iray volana mahery no nametrahako fialana rehefa nitarika ny antoko nandritra ny fotoam-piasana in-droa ny tenako hatramin’ny 2009 niorenany”, araka ny fanazavany tao amin’ny fahitalavitra tsy miankina iray teto an-drenivohitra omaly.
Hamaky ny tohiny
