• Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Politique.Fampandrosoana ny Kaominina Maika ny tetibola fanampiana avy amin’ny Fanjakana

Tsy laharam-pahamehana amin’izao vanim-potoana izao ny fizarana «tablette na moto» avy amin’ny fanjakana foibe, hoy ny Ben’ny tanànan’Antsirabe Paul Razanakolona

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Politique.Fanasana atidoha

Mazava ny resaka fa fampitandremana ireo ben’ny tanàna mitady hanao zavatra hafahafa na tsy hanaraka ny toromariky ny fitondrana foibe no antony nanaovana ilay fiofanana nandritra ny roa andro ny zoma sy sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Politique.Ben’ny tanàna nandalo teto Iarivo Samy nanana ny filazany mikasika ilay fampitam-baovao azony

Nampanantsoin’ny filoham-pirenena teto Iarivo mba hiaka-dapa sy nampitana hafatra sy notolorana fitaovana hoenti-mampandroso ny kaominina misy azy ireo ben’ny tanàna rehetra vao lany farany teo manerana ny nosy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Politique.Kaominina Ampasikely Ezaka goavana ny fananganana fotodrafitrasa

Mahavelombolo ihany hatreto ny fampanantenana sy fanomezan-toky nataon’ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery nandritra ny fampiantsoana ireo mpitantana ifotony manerana ny nosy teto amin’ny renivohitr’i Madagasikara, hoy ny Ben’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2015
Politique.Fanjakana tsara tantana Goavana ny fanamby atrehan’i Madagasikara

Maro ny ezaka tsy maintsy hatrehan’i Madagasikara mba hisian’ny fanjakana tsara tantana. Voalohany, tokony hiezaka sy hampiseho ny ohatra tsara ireo mpitantana na ny mpitondra fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2015
Politique.Lehibena Andrim-panjakana Mpanao kolikoly raindahiny

Antontan-taratasy mirakitra ny fanadihadian’ny Birao mahaleotena misahana ny ady amin’ny kolikoly momba na lehibena andrim-panjakana iray no miparitaka any amin’ny tambajotram-pifandraisana ankehitriny. Tokony hijanona ho tsiambaratelon’ny Bianco izy ity fa asa izay nahatafaporitsaka azy tao amin’ny rindrin’efatr’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT