- Alakamisy 19 Novambra 2015
Politique.Alaotra Mangoro Vaky roa ny HVM
Vaky ny ady eo amin’ny samy mpanohana ny filoham-pirenena any Alaotra Mangoro.
Hamaky ny tohinyVaky ny ady eo amin’ny samy mpanohana ny filoham-pirenena any Alaotra Mangoro.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Kandida loholona lohalisitry ny OBAMA (Olom-Baovao Malagasy) ao Toliara i Tinasoa Freddy na Freddy OBAMA araka ny ahafantaran’ny maro azy.
Hamaky ny tohinyHafa raha samy fitondrana ity indray mitoraka ity. Hafa ny lazain’ny vavan’ny mpitondra, mifanohitra amin’izay anefa ny zava-mitranga.
Hamaky ny tohinyOmaly misandratr’andro no namoaka ny vokatra vonjimaika mikasika ireo fifidianana naverina teo anivon’ny faritanin’i Toamasina, ny teo anivon’ny vaomieram-paritra misahana ny fanaraha-maso sy fanangonam-bokatra, lanonana izay natao tao amin’ny Lapan’ny tanànan’i Toamasina.
Hamaky ny tohinyTaorian’iny fifidianana Ben’ny tanàna natao farany teo iny dia Kaominina 150 no mbola manana didim-pitsarana tsy mivoaka tamin’ireo raharaha nalefa tany amin’ny Fitsarana ady madio.
Hamaky ny tohiny