• Alatsinainy 23 Novambra 2015
Politique.Fifidianana Loholona “Manan-danja manokana”, hoy Rakotomanana Honoré

Manoloana ny fanakianana maro manodidina ny fikarakarana ny fifidianana ny Antenimierandoholona dia naneho ny heviny ny mpahay lalàna Rakotomanana Honoré,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Novambra 2015
Politique.Kandida Loholona Mampiaka-peo ireo any Toliara

Mba hisian’ny fifidianana madio sy mangarahara lavitry ny hala-bato, takian’ireo mpilatsaka ny vatam-pandatsaham-bato iray isaky ny Distrika fa tsy kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Novambra 2015
Politique.M3TV sy Viva Hakaton’ny Prefen’i Mahajanga ?

Tsy nisalasala ny prefen’i Mahajanga, Rakotoaridina Dieudonné nilaza ampahibemaso fa hakatony ireo haino aman-jery roa tsy miankina dia ny M3TV sy Viva Mahajanga satria dia manohintohina ny fahefany (?).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2015
Politique.Tsy misy mpitantana ny firenena Ombay mitady ny Filoha sy ny Praiminisitra

Efa ho herinandro latsaka kely izao tsy andrenesam-baovao ofisialy ny akon’ny dian’ny Filoham-pirenena any ivelany ary tsy fantatra ihany koa izay fivoaran’ny toe-pahasalaman’ny praiminisitra, fa dia miaina amin’ny honohono ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2015
Politique.Antenimierandoholona Mitaky toerana iray ny sembana

Mangataka ny hampidirana Loholona iray amin’ny anaran’izy ireo ny Plateforme des Fédérations des Personnes Handicapées de Madagascar ahitana federasiona miisa fito misandrahaka amina fikambanana miisa 300

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2015
Politique.Depiote Nozaraina volabe tany amin’ny hotely

Miditra amin’ny volana faharoa amin’ny fivoriana ara-potoana faharoa natokana handinihana ny tetibolam-panjakana ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT