• Talata 17 Novambra 2015
Politique.PM Ravelonarivo Jean Hosoloina ?

Hatreto, tsy nandrenesam-baovao ny momba ny toe-pahasalaman’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean izay nalefa tampoka hitsabo tena any Parisy ny alin’ny sabotsy 14 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Novambra 2015
Politique.Razanamahasoa Christine Izao vao mahatsapa ny lanjan’ny olom-boafidy

Anisan’ireo solombavambahoaka niatrika ilay fiofanana mikasika ny miralenta tao Antsirabe ny depiote Christine Razanamahasoa, voafidy tao Ambatofinandrahana, ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Novambra 2015
Politique.Ambasadaoron’i Afrika Atsimo Hody Atoa Gert Johannes Grobler

Handao tsy ho ela an’i Madagasikara Atoa Gert Johannes Grobler,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2015
Politique.PM Ravelonarivo Jean Marary any Frantsa

Nihazo an’i Frantsa ny sabotsy alina teo, tamin’ny zotra Air Madagascar, ny praiminisitra lehiben’ny governemanta ny jeneraly Ravelonarivo Jean mba hitsabo tena

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2015
Politique.Fifidianana Loholona Antananarivo Kandida iray no fantatra hatreto

Kandida mahaleotena iray avy amin’ny fikambanana MASA na Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2015
Politique.Fifidianana Loholona Mifanipakana anatiny ny samy HVM

Tsy manaiky ny fanendrena izay ho Loholona hisolotena an'i Moramanga sy Anosibe An'Ala ireo fikambanan'ny Ben'ny tanàna ao anatin'ireo Distrika roa ireo, araka ny fanambarana nataon’izy ireo omaly

Hamaky ny tohiny
FTT