- Zoma 20 Novambra 2015
Politique.Antoko Teza Tsy miara-miasa amin’ny HVM
Nazava ny fanehoan-kevitr’Atoa Jean Louis Rakotoamboa filoha nasionalin’ny antoko TEZA mikasika ny fifidianana loholona hirosoana ankehitriny
Hamaky ny tohinyNazava ny fanehoan-kevitr’Atoa Jean Louis Rakotoamboa filoha nasionalin’ny antoko TEZA mikasika ny fifidianana loholona hirosoana ankehitriny
Hamaky ny tohinyNiarahaba sy nirary soa amin’ireo adidy masina miandry ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra vaovao Lalao Ravalomanana teny amin’ny toeram-piasany omaly nisolotena ny governemantany ny masoivoho afrikanina miasa sy monina eto Madagasikara Gert Grobler
Hamaky ny tohinyAsa fampihorohoroana ! Mbola io aloha izao no vaovao mitana ny sain’ny maro, taorian’iny zava-doza nitranga tao Paris renivohitra Frantsay ny alin’ny zoma 13 novambra 2015 iny, izay nahafatesana olona 129,
Hamaky ny tohinyHorakoraka sy fitsofana kiririoka isan’andro no itsenan’ny mpiasan’ny Kaominina Toamasina ny Ben’ny tanàna, Dr Ratsiraka Elysée Laurent, isaky ny miditra birao ao amin’ny Lapan’ny tanàna.
Hamaky ny tohiny“Maro olomanga i Madagasikara fa vitsy olo-marina”, hoy ny Ben’ny tanàna Rakotoarisoa Johnny.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana tamin’ny alalan’ny solombavambahoaka Liahosoa Malement teny amin’ny Antenimieram-pirenena, omaly, ny vondrona parlemantera Hiaraka Isika fa tsy nanolotra kandidà ho amin’ny fifidianana Senatera ho avy.
Hamaky ny tohiny