• Alarobia 18 Novambra 2015
Politique.Kolo Roger – Monja Roindefo Hifampitana amin’ny fifidianana Senatera

Ny faritanin’i Toliara no be lisitra hifaninana indrindra amin’ny fifidianana Senatera hotanterahina amin’ny 29 desambra 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Novambra 2015
Politique.Aretin’ny PM sy ny SGG Mazava izao ny antony

Mandalo fotoan-tsarotra ankehitriny ny fiadidiana ny primatiora eny Mahazoarivo noho ny fifamaliana niteraka aretina teo amin’ny Praiminisitra sy ny Sekretera jeneralin’ny govenemanta (SGG).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Novambra 2015
Politique.Rolly Mercia Misarizoro amin’ny HVM

Taorian’ny fialan-dRahajason Harry Laurent na Rolly Mercia tsy ho mpikamban’ny antoko MAPAR intsony dia naka aina kely amin’ny resaka politika ity minisitry ny serasera teo aloha ity

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Novambra 2015
Politique.Fitantanan-draharaham-pirenena Tsy misy raha manjary e !

Mampiteny ny moana ny zava-misy eto Madagasikara fa tany anisan’ny manana ny otrikarena betsaka indrindra eran-tany, ampy amahanany ny mponina ao aminy kanefa tafiditra ho anisan’ireo firenena dimy mahantra indrindra aty Afrika

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Novambra 2015
Politique.Antoko Hiaraka Isika Tsy nanolotra kandidà senatera

Nanao fanambarana tamin’ny alalan’ny solombavambahoaka Liahosoa Malement teny amin’ny Antenimieram-pirenena, omaly, ny vondrona parlemantera Hiaraka Isika fa tsy nanolotra kandidà ho amin’ny fifidianana Senatera ho avy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Novambra 2015
Politique.Tsimbazaza Nifanasa vangy ny minisitry ny Atitany sy ireo depiote

Nivadika ho fifanasana vangy teo amin’ny minisitry ny Atitany Solonandrasana Olivier sy ireo depiote tonga nanatrika fivoriana ny adihevitra sy fanazavana ny tolo-dalàna mikasika ny lalàna fehizoro natolotry ny depiote Jao Jean avy any Antsohihy.

Hamaky ny tohiny
FTT