- Alarobia 25 Novambra 2015
Politique.Minisitry ny vola Mitsoaka ny depiote ?
Nisolo vaika ny akalana indray omaly teny Tsimbazaza ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny vola sy ny tetibola,
Hamaky ny tohinyNisolo vaika ny akalana indray omaly teny Tsimbazaza ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny vola sy ny tetibola,
Hamaky ny tohinyNatolotra omaly tao anaty fivoriana nitambarambe teny Tsimbazaza, omaly, ny ambangovangon’ny votoatin’ilay volavolan-dalàna laharana 040/15 mikasika ny tetibolam-panjakana taona 2016 hodinihan’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara miaraka amin’ireo teknisianin’ny minisiteran’ny fitantanam-bola.
Hamaky ny tohinyNampiapaka-peo ny ankamaroan’ireo depioten’i Madagasikara vitsy tonga nanatrika ny fivoriana ara-potoana hatrehana eny Tsimbazaza omaly ny resaka nanodidina ny fepetra fifidianana senatera napetraky ny Ceni handavorariana izany.
Hamaky ny tohinyTanàna misy mpitantana Antananarivo. Mpitantana nomen’ny vahoaka fitokisana tamin’ny alalan’ny latsa-bato natao ny 31 jolay 2015. Misy ny vinam-pampandrosoana ny tanàna naroson’i Neny Lalao Ravalomanana tamin’ny vahoakan’Antananarivo ary io ifamatorany mandritra ny efa-taona itondrany ny tanàna.
Hamaky ny tohinyMitohy ny tolona fitakiana ny « iles éparses », hoy i James Ratsima raha nihaona tamin’ny mpanao gazety teny Andavamamba omaly izy sy ireo mpiara-dia aminy.
Hamaky ny tohinySendra vahoaka hendry mpitondra ny malagasy ! Efa ho herinandro izao na ny Filoham-pirenena na ny praiminisitra dia samy tsy misy eto an-tanindrazana hitantan-draharaha intsony.
Hamaky ny tohiny