• Talata 24 Novambra 2015
Politique.Vehivavy TIM Velona ary matanjaka

Hanao fihaonambe eny Anosy Avaratra ny Vehivavy Tiako I Madagasikara avy amin’ny Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra ny sabotsy 28 novambra 2015 ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Novambra 2015
Zanak’Ambanivolo Voafidy Ben’ny tanàna ny 2.3-n’ny kandidany

Ambohipihaonan’ny Zanak’Ambanivolo tany amin’ny Kaominina Ambodiharina, Distrikan’i Mahanoro ny sabotsy 21 novambra 2015 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Novambra 2015
Politique.Tetibolam-panjakana AC2016 Hodinihan’ny depiote manomboka anio

Hatolotry ny minisitera tompon’andraikitra ambangovangony eo anoloan’ny fivoriana hitambarambe hataon’ireo solombavambahoaka eny Tsimbazaza anio talata maraina ny votoatin’ilay volavolan-dalàna laharana 040/15 mikasika ny tetibolam-panjakana taona 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Novambra 2015
Politique.Antananarivo Mitana ny teniny i Neny

Miasa mangina tsy be resaka ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana. Misy no marary an-doha amin’izany satria efa notezaina tamin’ny resabe, ka ny fifamaliana sy ny fifanasana vangy no andaniana fotoana, hany ka hadino ny tena asa, miteraka fampandrosoana andrasan’ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Novambra 2015
Politique.Praiminisitra Ravelonarivo Jean Mangina tsy andrenesam-baovao

Omaly hariva dia tsy nitsahatra izahay tato amin’ny gazety Tia Tanindrazana no nangata-baovao teny anivon’ny fiadidiana ny primatiora momba ny praiminisitra any ivelany any.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Novambra 2015
Politique.Toliara II Miovaova ny lalàna, tezitra ireo Ben’ny tanàna

Na dia tara ary betsaka tamin’ireo Ben’ny tanàna voafidim-bahoaka farany teo no nimenomenona tsy faly,

Hamaky ny tohiny
FTT