Hanao fihaonambe eny Anosy Avaratra ny Vehivavy Tiako I Madagasikara avy amin’ny Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra ny sabotsy 28 novambra 2015 ho avy izao
. Fotoana io hanehoan’izy ireo fa velona ary matanjaka ny Vehivavy Tiako I Madagasikara, ary tompon’andraikitra amin’ny fampiroboroboana ny antoko, ahafahana mitondra ny anjara biriky eo amin’ny fampandrosoana ny firenena, araka ny toromariky ny filoha nasionalin’ny antoko Marc Ravalomanana hoe : “Tonga miaraka no fanombohana, miasa miaraka no fahombiazana”.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.