- Alakamisy 26 Novambra 2015
Politique.Raharaha Mara Niarisy Hampiady ny depiote sy ny foloalindahy
Maro amin’ireo depiote manana raharaha tsy dia madio loatra no matahotra ny hanesorana ny tombontsoa manokan’izy ireo na “ immunité parlementaire” raha sanatria ka esorin’ny birao maharitra ny an’ny depiote Mara Niarisy.
Hamaky ny tohiny
