• Alarobia 09 Desambra 2015
Politique.Antoko AREMA Miantso ireo filoha efatra mba hidinika

Miantso ireo filoha efatra mirahalahy nifandimby indray ny antoko AREMA mba hiverina hifampidinika hahafahana mifanakalo traikefa sy hevitra entina hampandrosoana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Desambra 2015
Politique.Fiomanana amin’ny tondra-drano Nidina ifotony teny Soavimasoandro i Neny

Nidina teny ifotony teny amin’ny fokontanin’i Soavimasoandro omaly maraina ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Desambra 2015
Politique.Mpifidy lehibe TIM Misy iharan’ny teritery sy tsindry bokotra

Mampiseho ny fahavononany ny antoko Tiako i Madagasikara amin’izao fanombohan’ny fotoanan’ny fampielezan-kevitry ny fifidianana senatera 2015,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Desambra 2015
Politique.Rafanomezantsoa Charles Claude Mpanolotsaina tsy TIM tonga teny Tanjombato

Amin’ny fomba fanajana noho ny fanasan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana no nahatongavako teto amin’ny fanombohan’ny fampielezan-kevitra fifidianana senatera nataon’ny antoko TIM tety Tanjombato, hoy Atoa Rafanomezantsoa Charles Claude izay mpanolotsain’ny tanànan’Antananarivo-Renivohitra ary lany tamin’ny anaran’ny Iarivo Mitambatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Desambra 2015
Politique.Fifidianana senatera ao Mahajanga Vonona hitondra ny hetahetam-bahoaka i Hajaky Alain Richard

Hisokatra amim-pomba ofisialy anio talata 8 desambra ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana senatera, hotanterahina ny 28 desambra ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Desambra 2015
Politique.Fitakiana ny “iles éparses” Sonia 200 000 no tanjona

Noho ny fangatahan’ireo “Diaspora” Malagasy any ivelany dia hoentina any Frantsa sy Rosia ny hetsika fanangonan-tsonia sy fampirantiana ny maha antsika Malagasy an’ireo nosy manodididina antsoina hoe nosy Madagasikara ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT