• Alakamisy 10 Desambra 2015
Politique.Lanto Rakotomanga Tsy mahazo mivoaka an’i Madagasikara

Nahazo fahazoan-dalana avy amin’ny Antenimieram-pirenena hamita iraka ho any Maraoka ny depiote Lanto Rakotomanga voafidy tao amin’ny boriborintany faharoa eto Antananarivo Renivohitra saingy tafiditra ao anaty lisitr’ireo tsy mahazo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Desambra 2015
Politique.Ramanantsoa Ramarcel Benjamina Minisitra mba nahazo doka tamin’ireo depiote

Nahazo fankasitrahana niavaka sy doka tamin’ireo depiote niisa 20 tonga nanatrika ny fivoriana teny Tsimbazaza omaly ny minisitra Ramanantsoa Benjamina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Desambra 2015
Politique.Kandidà senatera TIM Antananarivo Tohanana fa olona mahavita azy

Marina fa nisy ny toromarika niraisana avy amin’ny filoha mpitantana amin’ny maha antoko politika ny Tiako i Madagasikara manolotra kandidà hofidiana senatera ny tsirairay no tokony ho tonga saina sy mieritreritra tsara ny kandidà tokony

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Desambra 2015
Politique.« Océan indien, zone de paix » Notsipahan'i Angletera, Etazonia ary i Frantsa

Notsipahan'i Angletera, Etazonia ary i Frantsa, ny alatsinainy maraina teo tao amin'ny fivoriamben'ny Firenena Mikambana, ny fehin-kevitra manao an'i Oseana Indiana ho faritry ny fandriampahalemana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Desambra 2015
Politique.PM Ravelonarivo Jean Terena hiala fa tsy manaiky ?

Mikorontana ny andrimpanjakana. Azo itarafana izany ny nanakanan’ny filohan’ny Repoblika ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean Max tsy hihazo an’i Frantsa nefa efa eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato miandry ny fiondranana amin’ny fiaramanidina ny alakamisy lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Desambra 2015
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy manana paikady mazava ny mpitondra eto”

Teny amin’ny toerana misy ny orinasa TIKO teny Tanjombato omaly no nanokafan’ny antoko Tiako i Madagasikara notarihan’ny filoha nasionaliny, Atoa Marc Ravalomanana mivady, ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana senatorialy eto amin’ny Faritanin’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
FTT