- Alatsinainy 07 Desambra 2015
Politique.Fifidianana senatera isaky ny kaominina Mandany vola, hoy Randriamahefa Henri Charles
Tafatsangana eny anivon’ny Atenimieram-pirenena ankehitriny ny « Comité ad’hoc » handrindra ny firesahana amin’ny minisiteran’ny atitany sy ny Ceni amin’ny resaka fomba hanatanterahana ny fifidianana senatorialy izay tsy tanteraka tamin’ny talata teo.
Hamaky ny tohiny
