- Zoma 11 Desambra 2015
Politique.CROUA Antananarivo Raikitra nanomboka omaly ny fitokonana
Rehefa tapitra ny fe-potoana 48 ora nomen-dry zareo ny fitondram-panjakana hamahana ny olana misy tamin’ny talata 8 desambra teo,
Hamaky ny tohinyRehefa tapitra ny fe-potoana 48 ora nomen-dry zareo ny fitondram-panjakana hamahana ny olana misy tamin’ny talata 8 desambra teo,
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fisokafan’ny fiaraha-miasa ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra taorian’ny antso nataon’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyVonona hifampiresaka ny fanjakana amin’ny hitadiavana izay marimaritra iraisana momba ny lalàm-pifidianana ho an’ny fifidianana senatorialy ho avy izao hoy ny minisitry ny Ati-tany Mahafaly Solonandrasana Olivier nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety omaly.
Hamaky ny tohinyTsy mahita hevitra hampitsaharana ny fitokonan’ny mpiasan’ny kaominina intsony ny ben’ny tanàna sy ny ekipany ao Toamasina ka lasa mampiasa “milisy” miandahy miambavy izay namoahana “badge” mihitsy omaly maraina mba ilazana azy ireo no mpiasan’ny kaominin’i Toamasina.
Hamaky ny tohinyRaha sanatria ka misy korontana eto Madagasikara noho izay mety ho fandavan’ny vahoaka Malagasy ny vokatry ny fifidianana Loholona amin’ny 29 ny desambra ho avy izao dia tazominay ho tompon’andraikitra sy mpiray tsikombakomba amin’ny
Hamaky ny tohinyMbola nanamafy indray omaly ny jeneraly Jean Ravelonarivo nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena iadiana amin’ny kolikoly fa izy no praiminisitra ary manohy ara-dalàna ny asany izy.
Hamaky ny tohiny