- Talata 08 Desambra 2015
Politique.Ambohimangidy - Ampitatafika Raikitra ny asa fanamboaran-dalana
Efa miroso tanteraka amin’ny asa fampandrosoana nampanantenainy ny vahoaka ankehitriny ny Ben’ny tanànan’ny kaominina Ampitatafika Ramparaoelina Rado. Voakasik’izany manokana ny asa fanamboaran-dalana ao Ambohimangidy,
Hamaky ny tohiny
