• Alatsinainy 14 Desambra 2015
Politique.Minisitra Rafidimanana Narson Tiany hosoloina PDS i Elysée Ratsiraka

Tantara mitohy ny olan’ny Kaominina ambonivohitra Toamasina. Iray volana ngarandina izao nifandramatra ny mpiasa sy ny Ben’ny tanàna Elysée Ratsiraka taorian’ny vavan’ity farany nilaza fa tsy handoa izay trosa tsy vitan’ny teo alohany, mikasika ny karaman’ireo mpiasa izay mpiasa antselika ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Politique.Roland Ratsiraka Vita ny 80%-n’ny asa

Taorian’Atoa Ramanantsoa Ramarcel Benjamina dia minisitra faharoa nahazo fankasitrahana feno tamin’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara tamin’ny fiakarany niatrika azy ireo teny amin’ny lapan’i Tsimbazaza koa ny zoma lasa teo ny minisitry ny asa vaventy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Politique.Ampasikely Amparafaravola Ofisialy fa i Tati Sah no ben’ny tanàna

Nohamafisin’ny fitsarana miandraikitra ny ady amin’ny fanjakana tany Toamasina tamin’ny famoahana ofisialy ny voka-pifidianana tany amin’ity Faritany ity, ny fandresena azon’ny kandidà TIM, Raharimalala Saholinirina Marie Claudine na i Tati Sah, tao amin’ny kaominin’Ampasikely distrikan’Amparafaravola Faritra Alaotra Mangoro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Politique.Lapan’i Tsimbazaza Niakaran’ireo tanora vavy niisa 88

Rehefa bangabanga matetika ny seza fivoriana ao amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena ao Tsimbazaza ao tato ho ato dia niakaran’ireo tanora vavy niisa 88 avy amin’ny Faritra 22 eto Madagasikara ny zoma marainan’ny 11 desambra teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Desambra 2015
Politique.Gidragidra any Toamasina Mitaky ny fanetren-tenan’ny Elysée Ratsiraka ny fitondrana

Tsy manana eritreritra ny hanala an’i Elysée Ratsiraka, ben’ny tanànan’i Toamasina amin’ny toerany izany ny fanjakana, hoy Atoa Mahafaly Solonandrasana Olivier, minisitry ny Atitany fa ny mpanao gazety no matetika mahita volana alohan’i habib.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Desambra 2015
Politique.Hala-bato –Fifidianana loholona Ataon’ny HVM fitaovana ny fitsarana ?

« Tanjonay ny hahatafiditra loholona betsaka indrindra ary hanana ny maro an’isa ao amin’ny antenimierandoholona ». Izay no fanambaran’ny filohan’ny antoko HVM Rivo Rakotovao raha vao raikitra fa atao ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT