• Alatsinainy 14 Desambra 2015
Politique.Miandrivazo Afa-baraka ny HVM

Efa nanomana fety be ho amin’ny 15 desambra 2015, hanamarihana ny fandraisana fahefana ny Hery Vaovao ho an’i Madagasikara ao Miandrivazo saingy tsy ho tanteraka intsony izany, fa nijanona ho nofinofy fotsiny ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Politique.Kaominina Ambatolahy Antanifotsy Romotry ny hatezerana ny vahoaka

Tena romotry ny hatezerana tanteraka ankehitriny ny vahoakan’ny kaominin’Ambatolahy any amin’ny distrikan’Antananifotsy Faritr’i Vakinankaratra noho ny fanoloana ny ben’ny tanàna am-perinasa izay lanin’izy ireo tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny fifidianana kaominaly farany natao teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Politique.Fitakiana ny « iles éparses » Miaro mpangalatra ny mpitandro filaminana ?

Araka ny fampitandremana nataon’izy ireo ny zoma dia tonga maro be teny Ambohijatovo tokoa ny mpitandro ny filaminana avy ao amin’ny Emmo reg ny sabotsy 12 desambra vao maraim-be, niambina ny kianjan’Ambohijatovo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Politique.Ampasikely Amparafaravola Ofisialy fa i Tati Sah no ben’ny tanàna

Nohamafisin’ny fitsarana miandraikitra ny ady amin’ny fanjakana tany Toamasina tamin’ny famoahana ofisialy ny voka-pifidianana tany amin’ity Faritany ity, ny fandresena azon’ny kandidà TIM, Raharimalala Saholinirina Marie Claudine na i Tati Sah, tao amin’ny kaominin’Ampasikely distrikan’Amparafaravola Faritra Alaotra Mangoro

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Politique.“Institut electoral EISA” Miara-miasa akaiky amin’ny vehivavy parlemantera

Namaramparana ny atrikasa notarihany tamin’ity taona ity teny Tsimbazaza ny EISA izay nivoy tsy tapaka ny miralenta tao amin’ny fandaharanasa notanterahiny. Niainga teo amin’ny fanampiana ireo vehivavy parlemantera noho ny efa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Politique.Mampikony Minisitra no mandrahona

Manao ny fomba rehetra ary mampiasa ny fahefam-panjakana ny HVM mba hanerena ankolaka na mivantana ireo mpifidy vaventy hifidy ny lisitra HVM amin’ny fifidianana Loholona hotanterahina amin’ny 29 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT