• Alarobia 16 Desambra 2015
Politique.Kaominin’Antananarivo renivohitra Mitohy ny fanadiovana ireo lakan-drano

Hitohy anio ny fanadiovana ireo lakandrano eto Antananarivo Renivohitra mba hahafahan’ny rano mikoriana tsara mivoaka ny tanàna. Hisy ihany koa ny fepetra tsy maintsy horaisina amin’ireo olona mbola minia manentsina ihany ny tatatra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Politique.Fitondran-dRajaonarimampianina Mpandainga sady mpamitaka

Ny mitantana no mety tsy hainy fa raha ny mamitaka sy mampiesona aloha dia talentan’ny fitondrana HVM amin’izao fotoana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Politique.Fifidianana senatera - Faritany Toliara Vonona handresy ny lisitra TIM

Vonona amin’ny fiatrehana ny fifidianana loholona ny kandidà antoko Tiako i Madagasikara any amin’ny Faritanin’i Toliara, hoy ny kandidà anaty lisitra, Manoela Ralaimampisainarinony,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Desambra 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina Lotoin’ireo manodidina azy

Amin’izao ankatoky ny faran’ny taona sy amin’ny fiandrandrana ny fetin’ny Asaramanitra izao dia mihazakazaka ny toe-draharaha momba ireo fanakianana maro be momba ny Filoham-pirenena sy ny fianakaviany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Desambra 2015
Politique.Fiaramanidina ATR42 Hogiazana hanonerana ny trosan’ny TIKO ?

Mitady ny hirika rehetra hamotehana ny fananan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny mpitondra ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Desambra 2015
Politique.Atallah Béatrice Nifona imasom-bahoaka

Any an-drenivohitra Anosy nanomboka ny sabotsy teo i Tanjaniaina Juliot Pierrot, lehiben'ny faritra vaovaon'Anosy.

Hamaky ny tohiny
FTT